NIDITRA NY 24 NOVAMBRA 2024 NY ANDIANY FAHA 30 ETO ANIVON’NY SEKOLIMPIRENENA MANOFANA HO INSPECTEURS SY AGENTS DE POLICE. ARAK’IZANY DIA NY MPIANATRA HO INSPECTEURS DE POLICE MIISA 150 NO NIDITRA RAHA MBOLA AMIN’NY 08 DESAMBRA KOSA NO HIDITRA NY SEKOLY IREO MPIANATRA HO AGENTS DE POLICE MIISA 1000.