Fitsidihana nataon’Andriamatoa Minisitriny filaminam-bahoaka teto amin’ny ENIAP ny 26 Aprily 2025. Fankasitrahana sy fampaherezana ireo mpanabe tamin’ny ezaka vita teo amin’ny fanofanana ireo andiany MANEVA, fankasitrahana ihany koa ireo andiany MANEVA tamin’ny asa vitan’izy ireo nandritra ny fetin’ny paska ary koa ny fandraisana ny « COI » farany teo. Tsy hadinony ihany koa ny nampahery ny ekipan’ny COSPN Basketball izay nanao fifaninanana teto Antsirabe.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *