Fanomanana ny lanonana famoahana amin’ny fomba ofisialy ny andiany SANDRATRA eto amin’ny Sekolimpirenena manofana ho Inspecteurs sy Agents de Police(ENIAP) ny 20 septembra 2024 ho avy izao.

Izany moa dia mifanindran-dàlana amin’ny fankalazana ny faha roampolo taona nisian’ny Sekoly « ENIAP ».

Maro ny hetsika mifanaraka amin’izany toy ny fampirantiana , fitokanana fotodrafitrasa vaovao sy nohavaozina eto amin’ny Sekoly.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *