Taorian’ny fanadinana famaranana an’ireo mpiofana ho Inspecteurs de Police sy ho Agents de Police dia miroso aminn’ny fanomanana sy ny famerenana ny lanonam-pivoahana ara-pomba ofisialin’ireo mpianatra ho Polisy Andiany “AINA” ny eto anivon’ny Sekoly. Lanonana ara-miaramila izay handraisan’izy ireo ny galona maha Polisy azy no ho tanterahina amin’izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *